1. For as touching the ministering to the saints, it is superfluous for me to write to you:
1. Il est superflu que je vous écrive touchant l`assistance destinée aux saints.
1. "Fa ny amin’ny fanompoana ho an’ny olona masina, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo;"
2. For I know the forwardness of your mind, for which I boast of you to them of Macedonia, that Achaia was ready a year ago; and your zeal hath provoked very many.
2. "Je connais, en effet, votre bonne volonté, dont je me glorifie pour vous auprès des Macédoniens, en déclarant que l`Achaïe est prête depuis l`année dernière; et ce zèle de votre part a stimulé le plus grand nombre."
2. Fa fantatro ny fahazotoanareo, izay ataoko rehareha ny aminareo amin’ny Masedoniana hoe: Efa vonona hatry ny taon' itsy Akaia, ary ny zotom-ponareo dia nampirisika ny maro.
3. Yet have I sent the brethren, lest our boasting of you should be in vain in this behalf; that, as I said, ye may be ready:
3. J`envoie les frères, afin que l`éloge que nous avons fait de vous ne soit pas réduit à néant sur ce point-là, et que vous soyez prêts, comme je l`ai dit.
3. Kanefa naniraka ny rahalahy ihany aho, fandrao dia ho foana ny reharehanay ny aminareo amin’izany zavatra izany, mba ho vonona ianareo araka izay nolazaiko,
4. Lest haply if they of Macedonia come with me, and find you unprepared, we (that we say not, ye) should be ashamed in this same confident boasting.
4. Je ne voudrais pas, si les Macédoniens m`accompagnent et ne vous trouvent pas prêts, que cette assurance tournât à notre confusion, pour ne pas dire à la vôtre.
4. Fandrao, raha tàhiny hisy hiaraka amiko ny avy eto Masedonia ka hahita anareo tsy mbola vonona, dia ho menatra izahay (mba tsy hanaovanay hoe, ianareo) noho izany fahatokiana izany.
5. Therefore I thought it necessary to exhort the brethren, that they would go before unto you, and make up beforehand your bounty, whereof ye had notice before, that the same might be ready, as a matter of bounty, and not as of covetousness.
5. J`ai donc jugé nécessaire d`inviter les frères à se rendre auparavant chez vous, et à s`occuper de votre libéralité déjà promise, afin qu`elle soit prête, de manière à être une libéralité, et non un acte d`avarice.
5. Koa nataoko fa tsy maintsy mangataka ny rahalahy handeha hialoha ho any aminareo aho ka hahavita rahateo ny fiantranareo izay nokasainareo teo aloha, mba hovitaina toy ny fiantrana izany, fa tsy toy ny fahihirana.
6. But this I say, He which soweth sparingly shall reap also sparingly; and he which soweth bountifully shall reap also bountifully.
6. Sachez-le, celui qui sème peu moissonnera peu, et celui qui sème abondamment moissonnera abondamment.
6. "Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjainy; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjainy."
7. Every man according as he purposeth in his heart, so let him give; not grudgingly, or of necessity: for God loveth a cheerful giver.
7. "Que chacun donne comme il l`a résolu en son coeur, sans tristesse ni contrainte; car Dieu aime celui qui donne avec joie."
7. "Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ny fony avy, tsy amin’ny alahelo, na amin’ny faneriterena; fa “ny mpanome amin’ny firavoravoana no tian’Andriamanitra”"
8. And God is able to make all grace abound toward you; that ye, always having all sufficiency in all things, may abound to every good work:
8. Et Dieu peut vous combler de toutes sortes de grâces, afin que, possédant toujours en toutes choses de quoi satisfaire à tous vos besoins, vous ayez encore en abondance pour toute bonne oeuvre,
8. "Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny ampy mandrakariva amin’ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra;"
9. (As it is written, He hath dispersed abroad; he hath given to the poor: his righteousness remaineth for ever.
9. "selon qu`il est écrit: Il a fait des largesses, il a donné aux indigents; Sa justice subsiste à jamais."
9. "(Araka ny voasoratra hoe: Namafy izy, eny, nanome ho an’ny mahantra; ny fahamarinany maharitra mandrakizay."
10. Now he that ministereth seed to the sower both minister bread for your food, and multiply your seed sown, and increase the fruits of your righteousness;)
10. Celui qui Fournit de la semence au semeur, Et du pain pour sa nourriture, vous fournira et vous multipliera la semence, et il augmentera les fruits de votre justice.
10. Ary Izay manome voa ho an’ny mpamafy no manome mofo hohaninareo koa sy mampitombo ny voa afafinareo ary manalehibe ny vokatry ny fahamarinanareo),
11. Being enriched in every thing to all bountifulness, which causeth through us thanksgiving to God.
11. Vous serez de la sorte enrichis à tous égards pour toute espèce de libéralités qui, par notre moyen, feront offrir à Dieu des actions de grâces.
11. Dia hanan-karena amin’ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin’ny fahalalahan-tanana, izay mahatonga ny fisaoranay an’Andriamanitra.
12. For the administration of this service not only supplieth the want of the saints, but is abundant also by many thanksgivings unto God;
12. Car le secours de cette assistance non seulement pourvoit aux besoins des saints, mais il est encore une source abondante de nombreuses actions de grâces envers Dieu.
12. Fa ny fanaovana izany fanompoana izany dia tsy mahafaka fotsiny ny fahasahiranan’ny olo-masina, fa mahabe ny fisaoran’ny maro an’Andriamanitra koa,
13. Whiles by the experiment of this ministration they glorify God for your professed subjection unto the gospel of Christ, and for your liberal distribution unto them, and unto all men;
13. "En considération de ce secours dont ils font l`expérience, ils glorifient Dieu de votre obéissance dans la profession de l`Évangile de Christ, et de la libéralité de vos dons envers eux et envers tous;"
13. "Satria ny fizahan-toetra anareo amin’izany fanompoana izany no ankalazany an’Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran’i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin’ny fiantrana ho azy sy ho an’ny olona rehetra;"
14. And by their prayer for you, which long after you for the exceeding grace of God in you.
14. ils prient pour vous, parce qu`ils vous aiment à cause de la grâce éminente que Dieu vous a faite.
14. Ary amin’ny fangatahany ho anareo dia tia anareo izy noho ny haben’ny fahasoavan’Andriamanitra aminareo.
15. Thanks be unto God for his unspeakable gift.
15. Grâces soient rendues à Dieu pour son don ineffable!
15. Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy hay tononina.
<
>